par | 27 Jan 2021 | Coronavirus
Taorian’ny fety dia hita fa misy fiakarana ny isan’ireo olona voan’ny valanaretina Covid-19 eto Madagasikara. Eo am-pandaminana ny hisokafan’ny CTC-19 Village Voara Andohatapenaka indray noho izany ireo tompon’andraikitra handraisaina ireo olona hanao fitiliana. Araka...
par | 12 Jan 2021 | Coronavirus
Taorinan’ny fety dia hita fa misy fiakarany ny isan’ireo olona mitondra ny tsimokaretina coronavirus eto Madagasikara. Faritra 4 ao anatin’ny faritra 14 no tena nahitana ny fitomboan’izany tarehimarika izany ao anatin’izany ny faritra...
par | 12 Jan 2021 | Coronavirus
Ny « 𝘛𝘳𝘢𝘤𝘪𝘯𝘨 𝘊𝘰𝘯𝘵𝘢𝘤𝘵 » dia fomba entina hikarohana faran’izay haingana ireo olona rehetra nifandray na nifanerasera mivantana tamina olona efa voamarina fa mitondra ny valanaretina Covid-19 ka ampanaovina test avy hatrany. Ireo izay mbola tsy misy soritr’aretina akory...
par | 11 Jan 2021 | Coronavirus
« Mitohy ny ady amin’ny valanaretina Covid-19 ary efa mipetraka ny paik’ady manokana amin’izany » hoy Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean-Louis androany nandritra ny fanambarana izay notanterahany tao Ambohidahy. Manoloana ny...
par | 5 Jan 2021 | Coronavirus
Fanambaran’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, mahakasika ny valan’aretina CORONAVIRUS « Mbola mamerina fisaorana an’ Andriamanitra isika fa mbola nomeny tombon’ andro ka mahatratra izao taona 2021 izao …. »...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 30 Déc 2020 | Actualités, Coronavirus
𝐌𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐫𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’ 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚, 𝐏𝐫𝐨𝐟. 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀𝐋𝐀 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐥𝐞𝐠𝐚𝐬𝐢𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲...