par | 6 Déc 2021 | Actualités, Coronavirus
Isan’ny nanaovana fitiliana: 6719 ——– Tranga vaovao: 470 ANALAMANGA: 191 VAKINANKARATRA: 114 MATSIATRA AMBONY: 98 ANOSY: 27 MENABE: 09 AMORON’I MANIA: 08 VATOVAVY SY FITOVINANY: 07 ALAOTRA MANGORO: 05 ATSIMO ANDREFANA: 04 SOFIA: 02 BOENY:...
par | 1 Déc 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Manoloana ny fiakaran’ny isan’ny olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 ato amin’ny Faritra Analamanga sy ho fisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina, ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ekipan’ny...
par | 25 Nov 2021 | Actualités, Coronavirus
Vaindohan-draharahan’ny Fitondram-panjakana ankehitriny ny fiarovana ny vahoaka manoloana ny valan’aretina. Anisan’ireo paik’ady azo antoka entina miatrika izany fanaovam-baksiny manampy ny fanajana ireo fepetra sakana sy ny fampiasana ny CVO...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 22 Nov 2021 | Actualités, Coronavirus
Ady amin’ny Covid-19: Mihagoragora ny fanajana ireo fepetra fiarovana Tsapa sy hita ankehitriny fa mihagoragora ny fanajana ireo fepetra iadiana amin’ny covid-19. Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manentana ny tsirairay hanaraka ireo...
par | 26 Oct 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Antoka ahafahana mamerina indray amin’ny laoniny ny hari-karena ny fisokafana amin’ny firenen-kafa, antoka ifaharan’ny fampandrosoana ihany koa anefa ny fahasalamana. Izany no antony nahatonga ny Fitondram-panjakana hanokatra ny sisin-tanin’i Madagasikara ka nametraka...