par | 2 Déc 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
14 km miala ny Kaomina Ambanivohitra Sabotsy Anjiro ao amin’ny distrikan’ i Moramanga no misy ny Fokontany Ambohimandroso, toerana nananganana ny CSB II Manarapenitra Ambohimandroso. Mizotra tsara ny fanorenana, tombanana ho 80% ny fahavitan’ny asa. Nidina ifotony...
par | 1 Déc 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆, 𝟬𝟭 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 | Toy ireo firenena maro manerantany dia anisan’ny nanamarika izany koa isika eto Madagasikara tetsy amin’ny « PARVIS HOTEL DE VILLE » Analakely androany. Hetsika izay nokarakarain’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, ary...
par | 25 Nov 2021 | Actualités, Evènements
Tonga nanao fitsidihana ombam-panajàna an’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo teto amin’ny Birao fiasany Ambohidahy androany tolakandro, ny Masoivohon’ny Firenena Frantsay miasa sy monina eto...
par | 24 Nov 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
DECISION N° 6473 /2021-MSANP Recrutement par contractualisation de quinze (15) Techniciens de Laboratoire auprès des Formations Sanitaires des Régions ANALAMANGA, ANDROY, ATSIMO-ANDREFANA, FITOVINANY, HAUTE MATSIATRA, IHOROMBE, VAKINANKARATRA et VATOVAVY dans le cadre...
par | 23 Nov 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Décision N°6472/2021-MSANP Recrutement par contractualisation de Vingt et un (21) Médecins généralistes auprès des Formations Sanitaires des Régions: ANDROY, ANOSY, ATSIMO ATSINANANA, BETSIBOKA et IHOROMBE dans le cadre du Projet Nouveau Modèle de Financement 3 (NMF...
par | 4 Nov 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ho fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana eto Madagasikara dia nisy ny fanofanana ireo Mpitantana ny Hopitaly izay tanterahina ao amin’ny INSPC Mahamasina, nanomboka ny talata faha 02 Novambra 2021 ka hifarana ny Sabotsy faha 06 Novambra izao. Anisan’ny nisitraka...