par | 2 Nov 2021 | Actualités, Evènements
𝗠𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗷𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗮𝗻-𝗷𝗮𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗳𝗶𝘃𝗮𝗹𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗭𝗮𝗶𝗸𝗮𝗯𝗲. 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮, 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 -𝗧𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝟬𝟮 𝗻𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 l Nosokafana tamin’ ny fomba ofisialy androany maraina ny Zaikabe Nasionaly tanterahan’ny Paramedy izay...
par | 2 Nov 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Handray hetsika lehibe handraisana an-tanana maimaimpoana ireo olona mila fandidiana ny CHRD II Moramanga, manomboka ny 06 ka hatramin’ny 12 novambra 2021. Hetsika vokatry ny fiaraha-misalahy eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ROTARY, tohanan’ireo...
par | 29 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟮𝟵 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ ny Ministeran’ ny Fahasalamana sy ireo mpiara-miombonantonka aminy, ho fanatsarana ny rafi-pahasalamana eto Madagasikara sy hanatrarana ny tanjon’ny Fitondram-panjakana...
par | 26 Oct 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Antoka ahafahana mamerina indray amin’ny laoniny ny hari-karena ny fisokafana amin’ny firenen-kafa, antoka ifaharan’ny fampandrosoana ihany koa anefa ny fahasalamana. Izany no antony nahatonga ny Fitondram-panjakana hanokatra ny sisin-tanin’i Madagasikara ka nametraka...
par | 24 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Nanao tohi-vakana ireo hetsika izay nahitàna tolotra ara-pahasalamana maro sy MAIMAIMPOANA notontosain’ny Fitondram-panjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiara-miombon’antoka aminy...
par | 24 Oct 2021 | Actualités, Evènements
𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲, 𝟮𝟬 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Anisan’ ireo paikady entin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Mpiara-miombon’antoka aminy, amin’ny fanatanterahana ny VELIRANO FAHADIMY, « Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana...