𝗙𝗜𝗧𝗔𝗟𝗘𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 (DPEV): 𝗧𝗮𝗳𝗮𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗼𝗳𝗼𝘁𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗯𝗶𝗿𝗮𝗼 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗵𝗶𝗿𝗶𝘇𝗮𝗻’ 𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼.

𝗙𝗜𝗧𝗔𝗟𝗘𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 (DPEV): 𝗧𝗮𝗳𝗮𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗼𝗳𝗼𝘁𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗯𝗶𝗿𝗮𝗼 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗵𝗶𝗿𝗶𝘇𝗮𝗻’ 𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼.

Ivato, 29 Aprily 2022 – Anisan’ny vaindohan-draharahan’ny Fitondram-panjakana ankehitriny ny fampidinana ny taham-pahafatesan’ny Reny sy ny zaza. Paik’ady iray enti-manatanteraka izany ny fanaovam-baksiny. Tontosa androany maraina ny...
𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗜𝗔𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔

𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗜𝗔𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔

𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝘀𝗼𝗮, 𝟮𝟱 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮. Ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga, izay notarihin’ny Tale Dr Laliharisoa RAHARIMAMONJY, dia nisafidy ny CSB II Ambohitsoa nanatanterahana ny fankalazana. Ny CSB II Ambohitsoa dia isan’ireo Tobimpahasalamana...
𝗩𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 – 𝗖𝗛𝗨 𝗔𝗻𝗼𝘀𝗶𝗮𝗹𝗮 𝟮𝟴 – 𝟮𝟵 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮

𝗩𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 – 𝗖𝗛𝗨 𝗔𝗻𝗼𝘀𝗶𝗮𝗹𝗮 𝟮𝟴 – 𝟮𝟵 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮

Fizaham-pahasalamana maimaimpoana mikasika ny: – Aretina ankapobeny, aretin’ny zaza. – Aretin’ny maso, sofina, tenda, nify sy ati-vava. Fitiliana diabeta, tosi-drà, homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza. Fampahafantarana ny fanarenana...