par | 6 Sep 2021 | Evènements, Nos réalisations
𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐍𝐄 𝐌𝐄𝐃𝐈𝐂𝐀𝐋𝐄 Hafaliana sy fahavitriana ombam-panantenana no namalian’ny vahoakan’ny Distrikan’ny Moramanga ny antso nataon’ny Fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny Ministerana’ny Fahasalamam-bahoaka ny...
par | 3 Sep 2021 | Actualités, Evènements
Tontosa androany maraina ny famindram-pitantanana teo amin’ny DGFS teo aloha, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo izay lasa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ankehitriny sy ny DGFS vaovao, Dr Rado RAZAFIMAHATRATRA izay Talen’ny CHU Anosiala teo aloha,...
par | 2 Sep 2021 | Actualités, Evènements
Noraisin’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, teto amin’ny Birao fiasany Ambohidahy, ny Masoivohon’ i Royaume-Uni miasa eto Madagasikara, SEM David William Ashley. Ny mikasika ny Fiarahamiasa eo amin’ny sehatry ny...
par | 2 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ho fanatsarana ny kalitaon’ny fandraisana an-tanana ny marary eo anivon’ireo hopitalim-panjakana sy hampiharana ny fitsaboana manaja ny maha-olona , izay ao anatin’ny velirano fahadimy ary ho fanohanana ara-tsaina ireo nararin’ny covid 19 avy...
par | 1 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mizotra tsara ny hetsika fizarana foabe maimaimpona Lay misy odimoka maharitra hiarovana ny vahoaka malagasy amin’ny aretina tazomoka izay anisan’ireo aretina mbola miteraka taham-pahafatesana ambony eto amintsika. Anisan’ny nisitraka izany ireo...
par | 1 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
VAOVAO DRSP DIANA Mendrika foto-drafitrasa tsara sy vaovao ny vahoaka Malagasy, isan’ireo laharam-pahamehan’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka izany ankehitriny. Araka izany, notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny tranobe vaovao ao...