par | 27 Jan 2021 | Evènements
« Tsy fotoan’ny fitavozavozana intsony izao » isan’ny toro-marika nomen’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Profesora RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, hoan’ireo Talem-paritry ny Fahasalamana, izay tonga nivory niaraka taminy sy Ramatoa Sekretera Jeneraly ary...
par | 27 Jan 2021 | Evènements
𝚃𝚘𝚗𝚐𝚊 𝚗𝚒𝚝𝚜𝚒𝚍𝚒𝚔𝚊 𝚊𝚗’𝙰𝚗𝚍𝚛𝚒𝚊𝚖𝚊𝚝𝚘𝚊 𝙼𝚒𝚗𝚒𝚜𝚝𝚛𝚊 𝚗𝚢 𝙵𝚊𝚑𝚊𝚜𝚊𝚕𝚊𝚖𝚊𝚖-𝚋𝚊𝚑𝚘𝚊𝚔𝚊, 𝙿𝚛𝚘𝚏. 𝚁𝙰𝙺𝙾𝚃𝙾𝚅𝙰𝙾 𝙷𝚊𝚗𝚒𝚝𝚛𝚊𝚕𝚊 𝙹𝚎𝚊𝚗 𝙻𝚘𝚞𝚒𝚜 𝚗𝚢 𝚂𝚘𝚕𝚘𝚗𝚝𝚎𝚗𝚊 𝚖𝚊𝚑𝚊𝚛𝚒𝚝𝚛𝚢 𝚗𝚢 𝚄𝙽𝙵𝙿𝙰, 𝙺𝚘𝚏𝚏𝚒 𝙺𝙾𝚄𝙰𝙼𝙴 𝚘𝚖𝚊𝚕𝚢 𝙰𝚕𝚊𝚝𝚜𝚒𝚗𝚊𝚒𝚗𝚢 𝟸𝟻 𝚓𝚊𝚗𝚘𝚊𝚛𝚢 𝟸𝟶𝟸𝟷. 𝙽𝚘𝚛𝚎𝚜𝚊𝚑𝚒𝚗𝚊 𝚝𝚊𝚘 𝚊𝚗𝚊𝚝𝚒𝚗’𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢 𝚗𝚢 𝚏𝚊𝚗𝚍𝚛𝚒𝚗𝚍𝚛𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚢 𝚏𝚒𝚊𝚒𝚗𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝚊𝚗𝚔𝚘𝚑𝚘𝚗𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚊 𝚒𝚕𝚊𝚢 𝚊𝚝𝚊𝚘 𝚑𝚘𝚎...
par | 27 Jan 2021 | Evènements
Nandray anjara mavitrika tamin’ny fampiroboroboana ny fahasalamana teto Madagasikara nandritra ny fito taona i John Yanulis, talen’ny fandaharan’asa USAID’s ACCESS Health Program. Notanterahana tao amin’ny ivon-toerana PNLP (Programme National de la Lutte contre le...
par | 4 Jan 2021 | Evènements
« Misaotra an’Andriamanitra isika fa mbola afaka mifamory eto… », izay no voalohan-tenin’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean-Louis nandritra ny fandraisam-pitenenany tamin’ ity fananganan-tsaina voalohany taona 2021 ity....
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 31 Déc 2020 | Actualités, Evènements
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra izao faran’ny taona 2020 izao ary mirary antsika hanao fety Finaritra, samia ho tratry ny Taom-baovao 2021 avokoa. Ho fitsinjovana sy fanampiana amin’ny fiatrehana...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 30 Déc 2020 | Actualités, Coronavirus, Evènements
𝐇𝐨 𝐟𝐢𝐬𝐚𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐍𝐨𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐛𝐢𝐭𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐞𝐟𝐚-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐢𝐭𝐚𝐟𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐌𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐅𝐨𝐢𝐛𝐞, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚...