par | 25 Sep 2020 | Actualités, Evènements
Ho fiarovana ny zaza amin’ny aretina kitrotro dia manohy ny ezaka ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka miaraka amin’ireo mpiaramiombonantoka aminy amin’ny fanaovana vaksiny ny zaza ahafahana mampitombo ny hery fiarovan’izy ireo. Amin’ity taona ity dia ny volana...
par | 21 Sep 2020 | Actualités, Evènements
Nandray ny ambasadaoro Amerikanina sy ny Tale Jeneralin’ny USAID Madagasikara ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, androany 21 Septambra hariva. Nivoitra nandritra ny dinika ny fijerena ireo fiaraha miasa efa nisy hatrizay eo...
par | 21 Sep 2020 | Actualités, Evènements
Akon’ny Fanangana-tsaina: 21 Septambra 2020 Ny avy eo amin’ny ACSQDA indray no nitondra ireo asa vitan’ireo sampandraharaha rehetra sy ireo miandry amin’ity herinando ity. Anisany tena nisongadina tamin’izany ny akon’ny dian’Andriamatoa Minisitra sy ny ekipany...
par | 21 Sep 2020 | Evènements
Distrika 58 ao anatin’ny Faritra 13 misy an’ireo aretina ireo no nanaovana fizarana fanafody faobe dingana voalohany nandritra ny volana jona sy jolay 2020 lasa teo. Ho fanaovana jeritodika sy tomban’ezaka mikasika ny vokatra azo tamin’ny dingana voalohany fizarana...
par | 21 Sep 2020 | Evènements
Maro ireo aretina voasokajy ho aretina notsinotsiniavina na « Maladies Tropicales Négligées » (MTN) noho izy tsy dia fahita intsony any amin’ny tany mandroso ; tsy fantatry ny vahoaka ka mahatonga azy ireo tsy hitandrina ; tsy laharampahamehan’ny tomponandraikitra...
par | 14 Sep 2020 | Evènements
HERINANDRO VAOVAO FENO HERIJIKA INDRAY NO HIATREHAN’NY MPISEHATRA ARA-PAHASALAMANA REHETRA MANERANA NY NOSY MANOMBOKA ANDROANY. Toy ny fanombohan’ny herinandro rehetra dia misy ny fananganan-tsaina izay tanterahina eto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka,...