par | 13 Fév 2022 | Actualités, Nos réalisations, Projets constructions
« Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona » n’aiza na aiza no misy azy eto Madagasikara no velirano fahadimin’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Paik’ady...
par | 12 Fév 2022 | Actualités, Nos réalisations
Amin’ny maha « Ministre Coach » azy dia nidina ifotony tany amin’ny Faritra Itasy androany, ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo nijery ny zava-misy teo anivon’ny faritra araka ny toromarika avy amin’ny...
par | 10 Fév 2022 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany maraina tao amin’ny “Esplanade la Mairie Toamasina” ny hetsika fanaovam-baksiny iadiana amin’ny Covid-19 ao amin’ny Faritra Atsinanana. Hetsika izay iarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny...
par | 9 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Anisan’ireo Faritra nahitana fahasimbana maro vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai ihany koa ny Faritra Matsiatra Ambony. Nidina ifotony nijery ny zava-misy tany an-toerana, omaly sy androany Alarobia 09 febroary 2022, ary nitondra fanampiana avy...
par | 9 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fifaninanana sary ho an’ny sekoly rehetra, ambaratonga Voalohany sy Faharoa, na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana. Distrika 54 ao anatiny faritra 19 no voakasika ny fifaninanana : Amoron’i Mania : Ambatofinandrahana Alaotra Mangoro : Ambatondrazaka,Anosibe...
par | 3 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗟𝗜𝗧𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗢𝗗𝗬 Ho fanatanterahana ny velirano faha-5 « Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona », dia manohy ny ezaka hatrany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanatsarana ny tolotra...