par | 12 Déc 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
Araka ny narahantsika mivantana teto amin’ny pejy dia notokanan’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA omaly 11 desambra 2021 ny CSB II Manarapenitra Antsirabe Avaratra. “ 𝗡𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗶𝗲 𝗸𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘁𝘆...
par | 10 Déc 2021 | Nos réalisations
Araky ny tantara dia tamin’ny taona 1936 no niorenan’ny Hopitaly be Toliara, ka ny vanim-potoana nifandimby no namaritra ny anarany. « Hôpital militaire » tany am-boalohany, niova ho « Hopital principal », « Centre Hospitalier de Référence Provincial », « Centre...
par | 10 Déc 2021 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
𝗢𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼 ,𝟭𝟬 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭I Mihazakazaka manaraka ny fivoaran’ny fandrosoana ny tontolon’ny fitsaboana sy ny fikarohana ara-tsiansa sy eto amintsika. Mpikaroka Malagasy maro no mifanome tanana manatanteraka izany, izay ahitana ny avy amin’ny Ministeran’ny...
par | 9 Déc 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼, 𝟬𝟵 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Ankoatra ny fampitaovana dia isan’ny antoka iray lehibe ahafahana mandresy ny valanaretina ihany koa ny fanamafisana ny traikefan’ireo mpisehatra ara-pahasalamana. Natomboka androany ary hifarana ny 16 desambra 2021 izao ny « Cours national...
par | 2 Déc 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
14 km miala ny Kaomina Ambanivohitra Sabotsy Anjiro ao amin’ny distrikan’ i Moramanga no misy ny Fokontany Ambohimandroso, toerana nananganana ny CSB II Manarapenitra Ambohimandroso. Mizotra tsara ny fanorenana, tombanana ho 80% ny fahavitan’ny asa. Nidina ifotony...
par | 1 Déc 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Manoloana ny fiakaran’ny isan’ny olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 ato amin’ny Faritra Analamanga sy ho fisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina, ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ekipan’ny...