par | 6 Sep 2021 | Evènements, Nos réalisations
𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐍𝐄 𝐌𝐄𝐃𝐈𝐂𝐀𝐋𝐄 Hafaliana sy fahavitriana ombam-panantenana no namalian’ny vahoakan’ny Distrikan’ny Moramanga ny antso nataon’ny Fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny Ministerana’ny Fahasalamam-bahoaka ny...
par | 5 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations
#CHRD_MORAMANGA: « Mendrika ny vahoaka ny fanomezana azy ireo ny fahasalamana ara-kalitao sy manaja ny maha olona rehefa mamonjy ny toeram-pitsaboam-panjakana izy ireo » hoy ny Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIMANATANY Zely Arivelo, raha nitsidika ny...
par | 2 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ho fanatsarana ny kalitaon’ny fandraisana an-tanana ny marary eo anivon’ireo hopitalim-panjakana sy hampiharana ny fitsaboana manaja ny maha-olona , izay ao anatin’ny velirano fahadimy ary ho fanohanana ara-tsaina ireo nararin’ny covid 19 avy...
par | 1 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mizotra tsara ny hetsika fizarana foabe maimaimpona Lay misy odimoka maharitra hiarovana ny vahoaka malagasy amin’ny aretina tazomoka izay anisan’ireo aretina mbola miteraka taham-pahafatesana ambony eto amintsika. Anisan’ny nisitraka izany ireo...
par | 1 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
VAOVAO DRSP DIANA Mendrika foto-drafitrasa tsara sy vaovao ny vahoaka Malagasy, isan’ireo laharam-pahamehan’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka izany ankehitriny. Araka izany, notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny tranobe vaovao ao...
par | 31 Août 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ny ady amin’ny valanaretina Covid-19, mirindran-dalana amin’izany ihany koa ny fanamafisana ny rafi-pahasalamana ho fanatanterahana ny velirano fahadimy. Manao tohy vakana ireo mpiaramiombonantoka mifanome tanana amin’ny Fanjakana Malagasy...