par | 26 Juil 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Anisan’ny miara-miasa akaiky amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa amin’ny fanatsaràna ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka sy amin’ny fampiharana ny fitsaboana manaja ny maha-olona (humanisation de soins) ireo...
par | 26 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
CHRD FARATSIHO Nahazo fiara vaovao fitaterana marary izay vokatry ny fiarahamiasa teo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy Andriamatoa Solombavambahoaka voafidy tao Faratsiho. Fampitam-baovao: Faratsiho Chrd
par | 25 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
CHRR BONGOLAVA: NAHAZO FITAOVANA VAOVAO Miroso hatrany amin’ny fanatsaràna ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiaramiombonantoka aminy ho...
par | 21 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
CHRD 2 SAKARAHA Nahazo Fandriana, kidoro, « tables d’examen, tables d’accouchements, potences, chaises, balances, kits d’accouchements, mini-kits d’OC » sy kojakoja ara-pahasalamana maro tsy voatanisa vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny...
par | 21 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
CHRD ANKAZOABO ATSIMO Anisan’ireo nisitraka ny fampitaovana avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny USAID’s ACCESS Health Program ihany koa. #Velirano_fahadimy...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Juil 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
La lutte contre la pandémie de Covid-19 continue. Afin de mieux lutter contre la propagation du coronavirus à Madagascar, 30 Genexpert et des réactifs seront répartis dans les districts. Et 10 tunnels de désinfections seront installés dans les aéroports des Régions...