par Vonjy RANDRIANATOANINA | 16 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Antoka iray ahafahana misoroka sy mandresy ny valanaretina ihany koa ny fahaizana manabe ny vahoaka hanana fomba fiainana ara-pahasalamana. Mitana anjara toerana lehibe amin’izay fanabeazana ny vahoaka izay ny mpanao gazety sy ny mpampita vaovao amin’ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 15 Déc 2020 | Nos réalisations
Ny rafi-piantohana « 𝐕𝐨𝐮𝐜𝐡𝐞𝐫 » dia fandraisana an-tanana maimaimpoana ny fanafody sy kojakoja momban’ny fahasalamana ho an’ny vehivavy Bevohoka, ny Reny tera-bao hatreo amin’ny iray volana sy tapany, ary ny zaza latsaky ny dimy taona ao...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 15 Déc 2020 | Evènements, Nos réalisations
𝑁𝑦 𝑇𝑒𝑡𝑖𝑘𝑎𝑠𝑎 𝐹𝐴𝐹𝑌 𝑑𝑖𝑎 𝑇𝑒𝑡𝑖𝑘𝑎𝑠𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐺𝑜𝑣𝑒𝑟𝑛𝑒𝑚𝑎𝑛𝑡𝑎 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑎𝑟𝑦 𝑣𝑎𝑡𝑠𝑖𝑎𝑛’𝑛𝑦 « 𝑃𝑜𝑤𝑒𝑟 𝑜𝑓 𝑛𝑢𝑡𝑟𝑖𝑡𝑖𝑜𝑛 » 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐵𝑎𝑛𝑘𝑦 𝑖𝑟𝑎𝑖𝑠𝑎𝑚-𝑝𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 𝑣𝑜𝑙𝑎. 𝑁𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎ℎ𝑎𝑠𝑎𝑙𝑎𝑚𝑎𝑚-𝑏𝑎ℎ𝑜𝑎𝑘𝑎, 𝑁𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑇𝑜𝑒𝑘𝑎𝑟𝑒𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑚-𝑏𝑜𝑙𝑎 𝑎𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑂𝑓𝑖𝑠𝑖𝑚-𝑝𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 𝑚𝑖𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑘𝑖𝑡𝑟𝑎 𝑛𝑦...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 11 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Nanomboka omaly ary hifarana ny faha 17 desambra 2020 ho avy izao. Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny SALFA FLM. Angady nananàna izao fitsaboana mitsinjo vahoaka izao moa Ramatoa « Médecin Inspecteur » Fandriana, Ramatoa...