par | 2 Mar 2020 | Evènements, Nos réalisations
Natao teo amin’ny CHU-JRA ny marainan’ny Talata 25 febroary 2020 ny fanaovan-tsonia teo amin’ny CHU-JRA sy ny CHU Ibn Sina any Maroc, izay CHU ngeza indrindra any Maroc, momba ny plan d’action ho fanatanterahana ny « convention de jumelage » eo...
par | 25 Fév 2020 | Evènements, Nos réalisations
Isany vaindohan-draharaha eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Fitsaboana Manandratra ny Maha Olona na « Humanisations des Soins », isan’ireo dingana hahatratrarana izany ny fanatsarana ny fandraisana sy ireo tolotra ara-pitsaboana eny anivon’ireo...
par | 24 Fév 2020 | Evènements, Nos réalisations
Le Ministère de la Santé Publique attribue pour la 1ère fois le « Label 5S » à Madagascar, un système de certification qualité pour les hôpitaux. La mise en place de ce Label assure aux patients de bénéficier d’une meilleur environnement hospitalier en termes...
par | 29 Déc 2019 | Nos réalisations
Toujours dans l’optique de donner le meilleur service aux usagers, le Ministère de la Santé Publique s’est fixé des objectifs au tout début de l’année, entre autre offrir des soins de qualités pour la population. Et l’on peut dire que les résultats sont plus que...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 29 Déc 2019 | Nos réalisations
« Aleo misoroka toy izay mitsabo », anisan’ny vaindohan-draharahan’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamana ny hiaro ny vahoaka amin’ny valanaretina. Fomba iray entina manatanteraka izany ny fanaovana...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 15 Nov 2019 | Nos réalisations
Mizotra tsara ireo asa fananganana foto-drafitr’asa eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Ho fanatanterahina ny fahasalamana ho an’ny vahoaka tsy an-kanavaka dia « Bloc operatoire » vaovao miisa 5 no tafatsangana any...