par | 26 Mar 2022 | Actualités, Nos réalisations, Projets constructions
𝗔𝗹𝗮𝗸𝗮𝗺𝗶𝘀𝘆 𝟭𝟳 𝗠𝗮𝗿𝘀 𝟮𝟬𝟮𝟮 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼: DRSP Alaotra Mangoro
par | 21 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟭 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Miditra amin’ny famitana sy fanatrarana ny tanjona ankehitriny ny Fitondram-panjakana, hampihatra izany avokoa ireo Andrim-panjakana sy ny Ministera rehetra mba tsy hisy na dia iray aza Distrika...
par | 19 Mar 2022 | Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
Afa-pahasahiranana amin’ny lafiny fitsaboana ny kaominina Ambanivohitr’i Betampona distrikan’i Fenoarivo Atsinanana manomboka izao. Nahazo CSB II Manara-penitra ity kaominina ambanivohitra ity, raha toa ka tsy nisy toeram-pitsaboana sy mpitsabo mihitsy teo aloha....
par | 13 Fév 2022 | Actualités, Nos réalisations, Projets constructions
« Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona » n’aiza na aiza no misy azy eto Madagasikara no velirano fahadimin’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Paik’ady...
par | 19 Jan 2022 | Nos réalisations, Projets constructions
𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 🎯 Mizotra tsara ny asa fananganana ireo CSB II Manarapenitra manerana ny distrika maro eto Madagasikara, ho fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka araka ny Velirano fahadimy, teboka faharoa. 🎯Fitsaboana...
par | 21 Déc 2021 | Nos réalisations, Projets constructions
𝗩𝗲𝗹𝗶𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗙𝗮𝗵𝗮𝗱𝗶𝗺𝘆- 𝗧𝗲𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗿𝗼𝗮 : 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗟𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 > 𝗠𝗜𝗭𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝗼𝘁𝘀𝘆 Ao amin’ny distrikan’i Mananara avaratra, Faritra Analanjirofo no misy ny kaomina Analanampotsy. Ao...