𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘: 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘: 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘: 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨. 𝐓𝐨𝐥𝐚𝐠𝐧𝐚𝐫𝐨, 𝟏𝟏-𝟏𝟐 𝐉𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏 𝐅𝐨𝐲𝐞𝐫 𝐂𝐀𝐌𝐏 𝐅𝐋𝐀𝐂𝐎𝐔𝐑𝐓 SEHATRY NY FAHASALAMANA Ankoatra ny fandrindram-piterahana maimaimpoana dia CSB miisa 21 sy Hôpitaly Manarapenitra...
FANAVAOZANA NY CHRD SOALALA

FANAVAOZANA NY CHRD SOALALA

FANAVAOZANA NY CHRD SOALALA Ankoatra ny fananganana hopitaly manaram-penitra izay hita sy tsapa ankehitriny fa tena ilaina ho fanatsarana ny Fahasalamam-bahoaka sy hanomezana tolotra ara-pahasalamana hoan’ny rehetra tsy ankanavaka dia isan’ny...
MINISTERAN’NY FAHASALAMA-BAHOAKA MIDINA IFOTONY

MINISTERAN’NY FAHASALAMA-BAHOAKA MIDINA IFOTONY

T ontosa ny 22 dec 2020 ny fametrahana ny vato fototra hanorenana ny CSB MANARAPENITRA ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra ANKAZOTSARARAVINA, Distrika Ambositra .Mankasitraka an’Atoa Préfet Ambositra mijery sy miahy hatrany ny Fahasalama-bahoaka ato amin’ny...
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐋𝐈𝐑𝐀𝐍𝐎 – 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐋𝐀𝐌𝐏𝐘

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐋𝐈𝐑𝐀𝐍𝐎 – 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐋𝐀𝐌𝐏𝐘

« Ny Firaisankina no hery, asa-vadi-drano tsy vita raha tsy ifanakonana ». Hita taratra ary azo tsapain-tanana ny fifanomezan-tanana eo amin’ny samy mpikambana ao amin’ny Governemanta amin’ny famaliana haingana ny hetahetam-bahoaka. Izany dia ho...