par Vonjy RANDRIANATOANINA | 24 Nov 2020 | Actualités
Ny faran’ny herinandro teo dia nidina ifotony nijery ny zavamisy sy ny dingana efa vita manoloana ny kere izay misy any amin’ny Faritra Atsimon’i Madagasikara iny ny delegasiona notarihin’ny Praiministra, Lehiben’ny governemanta, NTSAY Christian....
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 21 Nov 2020 | Actualités, Nos réalisations
Notanterahina tany Antsirabe, nanomboka ny fiandohan’ity herinandro ity ary nifarana omaly Zoma faha-20 novambra 2020 ny atrik’asa nentina nijerena ireo paik’ady handrindràna sy hanatsaràna ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra amin’ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Nov 2020 | Actualités, Nos réalisations
Nitohy androany tany amin’ny Faritra Androy ny dian’ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta vitsivitsy tarihin’ny Praiminisitra NTSAY Christian any amin’iny Faritra Anosy sy Androy iny ho fametrahana ny paikady maharitra hamongorana ny tsy fanjarian-tsakafo mpahazo...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Nov 2020 | Actualités
Miara-dalana amin’ny Delegasiona izay tarihin’ Andriamatoa Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta mitsidika ny Faritra Atsimon’ny Nosy iny, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis. Taorian’ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 19 Nov 2020 | Actualités, Nos réalisations
Notanterahina nanomboka ny Alatsinainy faha-17 nôvambra 2020 teo ary haharitra roa (02) herinandro ny fandidiàna maimaimpoana ny aretina mamany lava izay atao ao amin’ny CHRR Bongolava. Natao izao hetsika izao hanamaivanana ny fahasahiranan’ny vahoaka sy...