par | 3 Fév 2022 | Actualités, Coronavirus, Evènements
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗- 𝟭𝟵: 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗢𝗥𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗧𝘀𝗶𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻𝗮 “𝗟𝗼𝘃𝗲𝗻𝗼𝘅” 𝗺𝗶𝘁𝗲𝗻𝘁𝗶𝗻𝗮 𝟭𝟰𝟰.𝟬𝟬𝟬.𝟮𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆, 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 “𝗨𝗦𝗔𝗜𝗗/𝗜𝗠𝗣𝗔𝗖𝗧” 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮. 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟬𝟯 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Ady iraisana...
par | 28 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼, 𝟮𝟴 𝗷𝗮𝗻𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 |ANTSONGO ANTSIRABE I : FANDRAISANA AN-TÀNANA NY FAHASALAMAN’ IREO TRABOINA Antananarivo, 28 janoary 2022 | Maro ny takaitra navelan’ny andro ratsy izay niteraka rotsak’orana lavareny tamin’ny faritra maro teto...
par | 28 Jan 2022 | Actualités, Evènements
𝗡𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝗱𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘃𝗶𝗮𝗺-𝗯𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗺𝗮𝘀𝗶𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮. 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝗸𝗮𝗺𝗶𝘀𝘆 𝟮𝟳 𝗷𝗮𝗻𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 |Manao tohi-vakana ireo Mpiara-miombon’antoka, maneho firaisankina manome tanana...
par | 27 Jan 2022 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Singa manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fahazoana ny fahasalamana tomombana sy ara-kalitao ny fahadiovana. Nisy araka izany io maraina io ny fampitaovana hoentina manadio ny toerana eny amin’ny CTC-19 Village Voara izay vokatry ny fiaraha miasa teo amin’ny...
par | 27 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 – « 𝗖𝗟𝗜𝗡𝗜𝗤𝗨𝗘 𝗠𝗢𝗕𝗜𝗟𝗘 » 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗠𝗜𝗧𝗘𝗧𝗬 𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗢𝗕𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔 Ankasitrahana feno ny ASSOCIATION FITIA sy ny » Direction des Affaires Sociales et Politiques de la Présidence – DASP » ary ny...
par | 27 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fahasalamana Manakaiky Vahoaka Tonga nijery ny zava-misy iainan’ny vahoaka traboina tao amin’ny Distrikan’i Moramanga, faritra Alaotra Mangoro, ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA omaly, nandritra ny fidinany tany an-toerana, notronin’ireo tomponandraikitra samihafa...