par | 10 Fév 2022 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany maraina tao amin’ny “Esplanade la Mairie Toamasina” ny hetsika fanaovam-baksiny iadiana amin’ny Covid-19 ao amin’ny Faritra Atsinanana. Hetsika izay iarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny...
par | 9 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Anisan’ireo Faritra nahitana fahasimbana maro vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai ihany koa ny Faritra Matsiatra Ambony. Nidina ifotony nijery ny zava-misy tany an-toerana, omaly sy androany Alarobia 09 febroary 2022, ary nitondra fanampiana avy...
par | 9 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fifaninanana sary ho an’ny sekoly rehetra, ambaratonga Voalohany sy Faharoa, na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana. Distrika 54 ao anatiny faritra 19 no voakasika ny fifaninanana : Amoron’i Mania : Ambatofinandrahana Alaotra Mangoro : Ambatondrazaka,Anosibe...
par | 4 Fév 2022 | Actualités, Coronavirus, Evènements
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 « 𝗘𝗣𝗜 » 𝗦𝗬 𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 « 𝗙𝗢𝗡𝗗𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗘𝗥𝗜𝗘𝗨𝗫 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟬𝟰 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Mpiantsehatra voalohany amin’ny ady amin’ny covid-19 ny mpiasan’ny Fahasalamana...
par | 3 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗟𝗜𝗧𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗢𝗗𝗬 Ho fanatanterahana ny velirano faha-5 « Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona », dia manohy ny ezaka hatrany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanatsarana ny tolotra...
par | 3 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗠𝗜𝗧𝗢𝗛𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗟𝗔𝗧𝗦𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗢𝗔 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗕𝗜𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡 Anisan’ny fiarovana mahomby amin’ny valanaretina ny vaksiny, na ho an’ny zaza izany na ho an’ny lehibe. Raha ho...