par | 20 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ny fampitaovana sy ny fanatsarana ireo Tobimpahasalamana miankina amin’ny fanjakana manerana ny Nosy ho fanolorana tolotra tsara kalitao sy mendrika ho an’ny vahoaka eny Ifotony. Anisan’ireo nisitraka izany ny Laboratoara ao amin’ny CHRR...
par | 20 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Nanomboka omaly 19 oktobra 2021 dia nametrahana toerana voatokana hanaovana vaksiny « AstraZeneca » sy « Janssen » ao amin’ny toby fiantsonan’ ny taksibrosy eo Andohatapenaka. Maharitra telo andro ny hetsika, ary ireo izay misafidy ny hanao vaksiny dia hisitraka izany...
par | 19 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗖𝗛𝗨𝗝𝗥𝗔 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮 I Nankalaza ny “Andro manerantany iadiana amin’ny fanaintainana”, andiany faha-13 isika eto Madagasikara omaly Alatsinainy 18 oktôbra 2021 . Nomarihina tamin’ny tolotra maimaimpoana eo amin’ny lafiny fizahana sy fitsaboana ary fizarana fanafody izany...
par | 18 Oct 2021 | Actualités, Evènements
𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 , 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟭𝟴 𝗢𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Araka ny filan-kevitry ny Ministra ny alarobia 13 Oktobra 2021 lasa teo, izay manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2019-0407 tamin’ny 20 martsa 2019, dia voatendry ho Talen’ny Fitaleavana misahana ny...
par | 18 Oct 2021 | Evènements
Ny CHU Andohatapenaka dia mikarakara VARAVARANA MISOKATRA hanasana antsika rehetra ny 19 sy 20 oktobra 2021 ho avy izao, manomboka amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 4 ora hariva. Hisy FAMPIRATIANA ireo tolotra misy eo anivon’ny hopitaly ary FIZAHAM-PAHASALAMANA...
par | 18 Oct 2021 | Evènements, Nos réalisations
“𝗙𝗢𝗡𝗗𝗦 𝗗’𝗨𝗥𝗚𝗘𝗡𝗖𝗘 𝗦𝗔𝗡𝗜𝗧𝗔𝗜𝗥𝗘” : 𝗠𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗩𝗬 𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗜𝗠-𝗣𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝟭𝟳 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 | Tsy niandry ela fa taorian’ny fanaovan-tsonia ny zoma lasa teo ho fametrahana ny “Fonds d’Urgence Sanitaire National”, nataon’ny Filohan’ny...