𝗣𝗥𝗜𝗠𝗘 𝗘𝗫𝗖𝗘𝗣𝗧𝗜𝗢𝗡𝗡𝗘𝗟𝗟𝗘 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗 -𝟭𝟵 : 𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗜𝗡𝗔𝗡𝗞𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔

𝗣𝗥𝗜𝗠𝗘 𝗘𝗫𝗖𝗘𝗣𝗧𝗜𝗢𝗡𝗡𝗘𝗟𝗟𝗘 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗 -𝟭𝟵 : 𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗜𝗡𝗔𝗡𝗞𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 “ 𝗡𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝘁𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮, 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝘆, 𝗻𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗺𝗮𝗳𝘆 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗲𝗻𝗱𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮, 𝗺𝗮𝗻𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼…𝗮𝘁𝗮𝗼𝘃𝘆 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮, 𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼𝘆 𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗿𝘆…” anisan’ny teny nambaran’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika...

𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘 𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗜𝗡𝗔𝗡𝗞𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔

𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘 𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗜𝗡𝗔𝗡𝗞𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 Araka ny narahantsika mivantana teto amin’ny pejy dia notokanan’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA omaly 11 desambra 2021 ny CSB II Manarapenitra Antsirabe Avaratra. “ 𝗡𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗶𝗲 𝗸𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘁𝘆...

𝗙𝗜𝗞𝗔𝗥𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 : 𝗡𝗢𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗜𝗩𝗢𝗡𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗢𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗡𝗬 𝗘𝗧𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔

𝗙𝗜𝗞𝗔𝗥𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 : 𝗡𝗢𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗜𝗩𝗢𝗡𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗢𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗡𝗬 𝗘𝗧𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗢𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼 ,𝟭𝟬 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭I Mihazakazaka manaraka ny fivoaran’ny fandrosoana ny tontolon’ny fitsaboana sy ny fikarohana ara-tsiansa sy eto amintsika. Mpikaroka Malagasy maro no mifanome tanana manatanteraka izany, izay ahitana ny avy amin’ny Ministeran’ny...

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’ 𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗡𝗢𝗛𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗥𝗔𝗜𝗞𝗘𝗙𝗔𝗡‘ 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗦𝗘𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗜𝗟𝗜𝗔𝗡𝗔

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’ 𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗡𝗢𝗛𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗥𝗔𝗜𝗞𝗘𝗙𝗔𝗡‘ 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗦𝗘𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗜𝗟𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼, 𝟬𝟵 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Ankoatra ny fampitaovana dia isan’ny antoka iray lehibe ahafahana mandresy ny valanaretina ihany koa ny fanamafisana ny traikefan’ireo mpisehatra ara-pahasalamana. Natomboka androany ary hifarana ny 16 desambra 2021 izao ny « Cours national...

𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗠𝗢𝗥𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔: 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗔𝗦𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢

𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗠𝗢𝗥𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔: 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗔𝗦𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢 14 km miala ny Kaomina Ambanivohitra Sabotsy Anjiro ao amin’ny distrikan’ i Moramanga no misy ny Fokontany Ambohimandroso, toerana nananganana ny CSB II Manarapenitra Ambohimandroso. Mizotra tsara ny fanorenana, tombanana ho 80% ny fahavitan’ny asa. Nidina ifotony...