par | 26 Oct 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Antoka ahafahana mamerina indray amin’ny laoniny ny hari-karena ny fisokafana amin’ny firenen-kafa, antoka ifaharan’ny fampandrosoana ihany koa anefa ny fahasalamana. Izany no antony nahatonga ny Fitondram-panjakana hanokatra ny sisin-tanin’i Madagasikara ka nametraka...
par | 24 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Nanao tohi-vakana ireo hetsika izay nahitàna tolotra ara-pahasalamana maro sy MAIMAIMPOANA notontosain’ny Fitondram-panjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiara-miombon’antoka aminy...
par | 23 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fanoitra iankinan’ny fampandrosoana ny fahasalamana. Aman’ arivony maro ireo olona nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana MAIMAIMPOANA izay notontosaina teo amin’ny tokontany malalaky ny Fitaleava-paritra misahana ny fahasalamam-bahoaka Boeny omaly 22...
par | 22 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
MAHAJANGA, 𝗭𝗼𝗺𝗮 𝟮𝟮 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Fararanon-danonana ny tao an-drenivohitry ny Faritra Boeny androany. Notanterahana teo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamana tamin’ity andro anio ity ny fankalazana ny iray volan’ny Fahasalaman’ny saina izay mitondra ny...
par | 22 Oct 2021 | Actualités, Nos réalisations
Manome fahazotoana ny mpiasan’ny Fahasalamana, sy filaminan-tsaina ho an’ny marary ny fisian’ny Toeram-pitsaboana madio sy milamina. Ankoatra izay, dia fomba entina hikolokoloana ny foto-drafitr’asa iombonana sy hanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka...
par | 20 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ny fampitaovana sy ny fanatsarana ireo Tobimpahasalamana miankina amin’ny fanjakana manerana ny Nosy ho fanolorana tolotra tsara kalitao sy mendrika ho an’ny vahoaka eny Ifotony. Anisan’ireo nisitraka izany ny Laboratoara ao amin’ny CHRR...