𝗖𝗛𝗥𝗗 𝗠𝗔𝗥𝗢𝗩𝗢𝗔𝗬: 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗧𝗦𝗔𝗥À𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗟𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔.

𝗖𝗛𝗥𝗗 𝗠𝗔𝗥𝗢𝗩𝗢𝗔𝗬: 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗧𝗦𝗔𝗥À𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗟𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔.

Mitohy ny fampitaovana ny Tobimpahasalamana miankina amin’ny fanjakana izay imasoan’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiaramiombonantoka aminy ho fanatanterahana ny Velirano...
ꜰᴀɴᴅʀɪɴᴅʀᴀᴍ-ᴘɪᴀɪɴᴀᴍ-ᴘɪᴀɴᴀᴋᴀᴠɪᴀɴᴀ ᴇᴛᴏ ᴀᴍɪɴ’ɴʏ ᴋᴏɴᴛɪɴᴀɴᴛᴀ ᴀꜰʀɪᴋᴀɴɪɴᴀ : ᴠᴏᴀʜᴏꜱᴏᴛʀᴀ ʜᴏ ᴛᴏᴍᴘᴏᴅᴀᴋᴀ ɴʏ ꜰɪʟᴏʜᴀɴ’ɴʏ ʀᴇᴘᴏʙʟɪᴋᴀ ᴀɴᴅʀʏ ʀᴀᴊᴏᴇʟɪɴᴀ

ꜰᴀɴᴅʀɪɴᴅʀᴀᴍ-ᴘɪᴀɪɴᴀᴍ-ᴘɪᴀɴᴀᴋᴀᴠɪᴀɴᴀ ᴇᴛᴏ ᴀᴍɪɴ’ɴʏ ᴋᴏɴᴛɪɴᴀɴᴛᴀ ᴀꜰʀɪᴋᴀɴɪɴᴀ : ᴠᴏᴀʜᴏꜱᴏᴛʀᴀ ʜᴏ ᴛᴏᴍᴘᴏᴅᴀᴋᴀ ɴʏ ꜰɪʟᴏʜᴀɴ’ɴʏ ʀᴇᴘᴏʙʟɪᴋᴀ ᴀɴᴅʀʏ ʀᴀᴊᴏᴇʟɪɴᴀ

Noho ny fanatanterahana ny vina sy paik’ady amin’ny fandrindram-piainam-pianakaviana eto Madagasikara izay isan’ireo Velirano faha-5 nataon’ny Filohampirenena Andry RAJOELINA dia voahosotra ho Tompondaka amin’izany aty amin’ny kaontinanta...
𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃 : 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐒𝐈𝐍𝐎𝐏𝐇𝐀𝐑𝐌

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃 : 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐒𝐈𝐍𝐎𝐏𝐇𝐀𝐑𝐌

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 Nigadona tetsy amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny vaksiny « Sinopharm » 300.000 fatra izay fanomezana avy amin’ny fitondram-panjakana Sinoa ho entina hanamafisana hatrany ny ady hatrehina...
𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 : 𝐍𝐨𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 « 𝐂𝐨𝐢𝐧 𝐉𝐞𝐮𝐧𝐞 »

𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 : 𝐍𝐨𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 « 𝐂𝐨𝐢𝐧 𝐉𝐞𝐮𝐧𝐞 »

TANORA SALAMA, TANORA FILAMATRA, HO AVIN’NY FIRENENA Taorinan’ny Toamasina sy Manakara dia notokanana androany ihany koa ny Zoro ho an’ny Tanora na « coin jeune » teto amin’ny Renivohi-paritra Atsimo Andrefana eto Toliara tao amin’ny Collège de...