par | 12 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Andro farany amin’ny « Caravane médicale » andiany fahatelo anio Sabotsy 11 septambra 2021. Efa vorilanona ny mponina eto Foulpointe hisitraka ireo tolotra rehetra maimaimpoana.
par | 10 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Kaominina Ambanivohitra Antetezambaro no nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana androany faha 10 septambra 2021 ny « Caravane médicale » andiany fahatelo taty amin’ny distrikan’i Toamasina II. Vonona hatrany hanohana ny hetsika mipaka mivantana...
par | 10 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Velirano faha-5 nifanaovan’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny vahoaka Malagasy ny « Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy ankanavaka ». Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia miandany izany Velirano izany, ary mametraka ho laharam-pahamehana ny fanomezana tolotra...
par | 8 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations
Nitsidika nijery ny CHRD eto Vatomandry ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra ara-pahasalama manaja ny maha olona io folakandro io niaraka tamin’ireo mpikambana eo anivon’ny kabinetra sy ny Talen’ny Fitaliavana misahana ny Famindrana rà eto...
par | 8 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations
Ho fanamafasina ny ady amin’ny valan’aretina pesta izay napetraky ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay entina hamehezana ny valan’aretina pesta dia nanantanteraka fidinana ifotony teo anivon’ny CSB Miandrandra...
par | 7 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Migadona eto amin’ny Distrikan’ny Vatomandry ny caravane médicale. Nafana tanteraka ny fandraisana ny fiara bé miaraka amin’ny fitaovana raitra hanolotra ny fahasalamana ho an’ny rehetra. Nanomboka avy hatrany ny fikaonan-doha hanamasana ny...