par Vonjy RANDRIANATOANINA | 19 Juil 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
« Genexpert » 30 isa miaraka amin’ny « réactif » no ho aparitaka any amin’ny distrika; « tunnel de désinfection » 10 ho apetraka eny seranam-piaramanidina amin’ny Faritra izay manana izany. Tsy manao ambanin-javatra ny fahasalamam-bahoaka ary manaramaso akaiky ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 15 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
Nahitàna fidinany ny tahan’ny fanaovam-baksiny mahazatra (15) ho an’ny zaza latsaky ny 5 taona eto amintsika, araka ny valin’ny fanadihadiana ECV natao momba izany tamin’ity taona ity. « Raha 76% ny tahan’ny fahavitan’ny vaksiny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
I. ZAVA-BITA FIDINANA IFOTONY NIARAHANA TAMIN’ANDRIAMATOA MINISITRA: Fihaonana ho fitadiavana vahaolana mifandraika amin’ny fitantanana ny fanafody sy kojakojam-panafody ao amin’ny FANOME sy ny programa, niarahana tamin’ny ekipan’ny EMAR Analamanga, EMAD...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 6 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
Nambaran’ Andriamatoa Minisitra nandritra ny fihaonany tamin’ireo Chef CSB 25 ao amin’ny distrikan’ Atsimondrano, omaly, taorian’ny fitsidihana nataony tampoka tamin’ireo rafitra fanafarana, fitehirizana, fitsinjarana fanafody misy...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 5 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
Fitaovana izay ahitana: « Glucomètre: 25, Oxymètre: 25, Tensiomètre: 25, Stéthoscope: 25, Pèse bébé: 25, Pèse personne: 08, Balance avec toise: 16 ». Tsapa ary azo tsapain-tanana ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka...