par | 22 Déc 2021 | Coronavirus
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 #PFIZER, #JANSSEN 𝗔𝗥𝗬 #SINOPHARM ——— 𝗜𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗰𝗼𝘃𝗶𝗱-𝟭𝟵 ! ——— #Andao_hanao_Vaksiny #Arovy_ny_tenanao #Arovy_koa_ny_Hafa ...
par | 20 Déc 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Manomboka anio Alatsinainy 20 desambra 2021 ny fanaovana ny vaksiny Pfizer ho an’ny olona feno 18 taona no miakatra izay tsy mbola nanao vaksiny miaro amin’ny Covid-19 eto Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Atsimondrano, Antananarivo Avaradrano. Ireto avy...
par | 15 Sep 2021 | Coronavirus
⭕Ho antsika izay mbola tsy nanao vaksiny ka maniry ny hisitraka ny vaksiny Johnson & Johnson dia : – Misokatra hatrany ny fisoratana anarana « en ligne » ao amin’ny https://vaksiny.gov.mg/#/signin?from=/ – Mitohy hatrany ihany koa ny...
par | 17 Août 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Mizotra tsara ny fanaovam-baksiny andiany faharoa izay tanterahina manomboka androany etsy amin’ny Vaccinodrome CHUJRA Ampefiloha. Marihana fa ireo olona izay nisitraka ny fanaovam-baksiny covishield andiany voalohany ny andron’ny faha 10 may 2021 ka...
par | 11 Août 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
𝐕𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐉𝐎𝐇𝐍𝐒𝐎𝐍 & 𝐉𝐎𝐇𝐍𝐒𝐎𝐍 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐓𝐀𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐌𝐎𝐍𝐉𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐇𝐔𝐉𝐑𝐁 𝐁𝐄𝐅𝐄𝐋𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀: ✅𝐇𝐨 𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐦𝐢𝐭𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐯𝐞𝐥𝐚𝐧𝐲 : – Taratasy maneho ny andraikiny – Dika mitovy ny pasipaoro...