𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 : 𝐕𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐉𝐎𝐇𝐍𝐒𝐎𝐍 & 𝐉𝐎𝐇𝐍𝐒𝐎𝐍

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 : 𝐕𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐉𝐎𝐇𝐍𝐒𝐎𝐍 & 𝐉𝐎𝐇𝐍𝐒𝐎𝐍

👍Nisokatra nanomboka androany 11 Aogositra 2021 ny toerana fanaovam-baksiny (Site de vaccination spécifique) etsy amin’ny CHUJRB Befelatanana. Ireo mpianatra hanohy fianarana sy ireo olona andeha hamita iraka manokana any ivelany ary ireo mpiasan’ny fahasalamana mbola...
𝐀𝐤𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐕 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟏𝟕

𝐀𝐤𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐕 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟏𝟕

𝐀𝐤𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐕 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟏𝟕 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐞𝐥𝐚𝐭𝐫𝐚-𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞 𝟐 Notanterahana tao amin’ny kaominina ambanivohitra Andranomanelatra, distrikan’Antsirabe II ny 3 aogositra 2021 ny fanombohana ofisialy ny...
Fanadihadiana sy Fijerena Ifotony momba ny PFA

Fanadihadiana sy Fijerena Ifotony momba ny PFA

Na dia eo aza ny ady iatrehana ny valan’aretina COVID-19 dia mitohy hatrany ireo asa andavan’andro iandraiketan’ireo sampandraharaha isantsokajiny eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Anisan’izany ny eo anivon’ny Direction de Programme Elargie...