par | 7 Juin 2021 | Actualités, Coronavirus
Ho fampiharana ny toromarika avy amin’ Andriamatoa Filoha Andry RAJOELINA mikasika ny fanarahamaso ny fahasalaman’ireo olona mivezivezy amin’ny alalan’ny zotram-piaramanidina anatiny dia tonga nijery ny fanatanterahana izany teny amin’ny...
par | 7 Juin 2021 | Coronavirus
⭕ Isan’ny nanaovana fitiliana: 327 ⚠ Tranga vaovao: 52 11 Haute Matsiatra 11 Analamanga 7 Bongolava 6 Amoron’i Mania 6 Atsinanana 4 Menabe 3 Androy 1 Diana 1 Itasy 1 Ihorombe 1 Atsimo Andrefana ✅ Sitrana: 57 ⚠ Tranga misy fahasarotana: 123 ✝...
par | 6 Juin 2021 | Coronavirus
⭕️ Isan’ny nanaovana fitiliana: 400 ⚠️ Tranga vaovao: 59 ✅ Sitrana: 104 ⚠️ Tranga misy fahasarotana: 130 —— Namoy ny ainy: 02
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 6 Juin 2021 | Coronavirus
📝 Tsara ny mampahatsiahy antsika fa misokatra manomboka amin’ny 08 maraina ka hatramin’ny 04 ora hariva ireo Toerana fanaovam-baksiny manerana an’i Madagasikara amin’ity andro an’io ity. 👉 Tongàva manao vaksiny Ento ny...
par | 3 Juin 2021 | Coronavirus
Fantaro ary ireo toerana fanaovam-baksiny fanefitry ny Covid-19 isam-paritra
par | 3 Juin 2021 | Coronavirus
Ny vaksiny dia tsimokaretina na singa avy amin’ilay tsimokaretina nohalefahana ary lasa singa ampidirina amin’ny olona ahafahany mamokatra hery fiarovana. – Maimaimpoana ny vaksiny – Natao hisorohana aretina ny vaksiny fa tsy natao hitsaboana –...