par | 2 Déc 2020 | Coronavirus
Voafehy fa tsy mbola resy ny valanaretina Covid-19. Nanao fanambarana ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, ny amin’ny mahasarobidy ny fanajana sy fanohizana ny fihetsika sakana anatin’izao ady amin’ny valanaretina izao. Hisaorana...
par | 1 Déc 2020 | Coronavirus
Malagasy manao fetin’ny Krismasy sy Taom-baovao 2021 lavitry ny aretina indrindra fa ny coronavirus no tanjon’ny Fitondram-panjakana tarihin’ny Filoham-pirenena, Andry Nirina RAJOELINA. Hita anefa tato ho ato fa nihagoragora, ny fanajana fepetra na...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Nov 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ary mihamafy hatrany ny fifandraisantsika amin’ireo mpiara-miombon’antoka vahiny, amin’ny fanamafisana ny rafi-pahasalamana ary indrindra amin’ny ady amin’ny valanaretina covid-19 izay atrehantsika izao. Tontosa io maraina io teny amin’ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Nov 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, ny Governemanta Japoney ary ny UNFPA. Sombiny amin’ny kabarin-dRamatoa Miranda TABIFOR, Solotena lefitry ny UNFPA eto Madagasikara sy ny Kabarin’ny SEM HIGUSHI Yoshi, Ambasadora...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Nov 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
FANOLORANA OFISIALY IREO FITAOVANA SY KOJAKOJA ENTINA MIADY AMIN’NY COVID-19 Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, ny Governemanta Japoney ary ny UNFPA Sombiny amin’ny kabarin’ Andriamatoa Minisitry ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 12 Nov 2020 | Coronavirus
Mitohy ny ady amin’ny Covid-19, ary tsy manao ambanin-javatra izany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay mitarika ny vovonana ankehitriny. Mila tohizana ny Fahombiazana azo vokatry ny paikady noraisin’ny Fitondram-panjakana araka ny nambaran’ Andriamatoa...