par | 1 Jan 2022 | Evènements
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay eo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Taom-baovao 2022. Mirary Taom-pahombiazana ho antsika rehetra Tompoko!...
par | 21 Déc 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵 : 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗧𝗘 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗘 Nidina ifotony nijery ny fanamafisana ny fanarahamaso ara-pahasalamana eny anivon’ny seranam-piaramanidina sy ny seranan-tsambo ao amin’ny Disitrikan’i Sainte Marie, Faritra Analanjirofo ny delegasiona avy eto...
par | 20 Déc 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Manomboka anio Alatsinainy 20 desambra 2021 ny fanaovana ny vaksiny Pfizer ho an’ny olona feno 18 taona no miakatra izay tsy mbola nanao vaksiny miaro amin’ny Covid-19 eto Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Atsimondrano, Antananarivo Avaradrano. Ireto avy...
par | 13 Déc 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗟𝗘𝗙𝗔 𝟯𝗙𝗕 Ho fampiroboroboana ny Fanatanjahan-tena eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia notoloran’ny Ministera foibe, « Survêtement » sy « écharpe » ny Ekipan’ny 3FB Rugby vehivavy izay hiatrika ny Lalao Famaranana amin’ny fiadiana ny Tompondakan’i...
par | 12 Déc 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
Araka ny narahantsika mivantana teto amin’ny pejy dia notokanan’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA omaly 11 desambra 2021 ny CSB II Manarapenitra Antsirabe Avaratra. “ 𝗡𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗶𝗲 𝗸𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘁𝘆...
par | 10 Déc 2021 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
𝗢𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼 ,𝟭𝟬 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭I Mihazakazaka manaraka ny fivoaran’ny fandrosoana ny tontolon’ny fitsaboana sy ny fikarohana ara-tsiansa sy eto amintsika. Mpikaroka Malagasy maro no mifanome tanana manatanteraka izany, izay ahitana ny avy amin’ny Ministeran’ny...