𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗜𝗔𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗜𝗡𝗧𝗔𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔

𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗜𝗔𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗜𝗡𝗧𝗔𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔

𝗖𝗛𝗨𝗝𝗥𝗔 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮 I Nankalaza ny “Andro manerantany iadiana amin’ny fanaintainana”, andiany faha-13 isika eto Madagasikara omaly Alatsinainy 18 oktôbra 2021 . Nomarihina tamin’ny tolotra maimaimpoana eo amin’ny lafiny fizahana sy fitsaboana ary fizarana fanafody izany...
𝗖𝗛𝗨 𝗔𝗡𝗗𝗢𝗛𝗔𝗧𝗔𝗣𝗘𝗡𝗔𝗞𝗔 : 𝗛𝗜𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝟭𝟵 – 𝟮𝟬 𝗢𝗞𝗧𝗢𝗕𝗥𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟭

𝗖𝗛𝗨 𝗔𝗡𝗗𝗢𝗛𝗔𝗧𝗔𝗣𝗘𝗡𝗔𝗞𝗔 : 𝗛𝗜𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝟭𝟵 – 𝟮𝟬 𝗢𝗞𝗧𝗢𝗕𝗥𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟭

Ny CHU Andohatapenaka dia mikarakara VARAVARANA MISOKATRA hanasana antsika rehetra ny 19 sy 20 oktobra 2021 ho avy izao, manomboka amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 4 ora hariva. Hisy FAMPIRATIANA ireo tolotra misy eo anivon’ny hopitaly ary FIZAHAM-PAHASALAMANA...

“𝗙𝗢𝗡𝗗𝗦 𝗗’𝗨𝗥𝗚𝗘𝗡𝗖𝗘 𝗦𝗔𝗡𝗜𝗧𝗔𝗜𝗥𝗘” : 𝗠𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗩𝗬 𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗜𝗠-𝗣𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝟭𝟳 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 | Tsy niandry ela fa taorian’ny fanaovan-tsonia ny zoma lasa teo ho fametrahana ny “Fonds d’Urgence Sanitaire National”, nataon’ny Filohan’ny...
𝗩𝗢𝗡𝗝𝗬 𝗔𝗜𝗡𝗔 : 𝗠𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗮 « 𝗣𝗿𝗲𝗺𝗶𝗲𝗿𝘀 𝘀𝗼𝗶𝗻𝘀 𝗱’𝘂𝗿𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲 » 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘁𝗼𝗻𝗮 𝗛ô𝗽𝗶𝘁𝗮𝗹𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼.

𝗩𝗢𝗡𝗝𝗬 𝗔𝗜𝗡𝗔 : 𝗠𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗮 « 𝗣𝗿𝗲𝗺𝗶𝗲𝗿𝘀 𝘀𝗼𝗶𝗻𝘀 𝗱’𝘂𝗿𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲 » 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘁𝗼𝗻𝗮 𝗛ô𝗽𝗶𝘁𝗮𝗹𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼.

𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝘀𝗶𝗿𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮, 𝗭𝗼𝗺𝗮 𝟭𝟱 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Tsapan’ny Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA ny fahasahiranana mianjady amin’ireo marary mila fitsaboana maika manatona ny sampana vonjy aina eny anivon’ny Hopitalim-panjakana ka nanolotra vahaolana maharitra izy nanoloana...
𝗜𝗡𝗦𝗣𝗖 𝗕𝗲𝗳𝗲𝗹𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮: 𝗠𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝘃𝗲𝗹𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟲 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘃𝗶𝘁𝗮 𝗳𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 « é𝗰𝗵𝗼𝗴𝗿𝗮𝗽𝗵𝗶𝗲 𝗰𝗼𝗺𝗺𝘂𝗻𝗮𝘂𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲, 𝗺𝗼𝗱𝘂𝗹𝗲 𝗼𝗯𝘀𝘁é𝘁𝗿𝗶𝗰𝗮𝗹𝗲 » 𝗻𝗼𝘁𝗼𝗹𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮.

𝗜𝗡𝗦𝗣𝗖 𝗕𝗲𝗳𝗲𝗹𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮: 𝗠𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝘃𝗲𝗹𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟲 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘃𝗶𝘁𝗮 𝗳𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 « é𝗰𝗵𝗼𝗴𝗿𝗮𝗽𝗵𝗶𝗲 𝗰𝗼𝗺𝗺𝘂𝗻𝗮𝘂𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲, 𝗺𝗼𝗱𝘂𝗹𝗲 𝗼𝗯𝘀𝘁é𝘁𝗿𝗶𝗰𝗮𝗹𝗲 » 𝗻𝗼𝘁𝗼𝗹𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮.

𝗕𝗲𝗳𝗲𝗹𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 𝟭𝟯 𝗢𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 𝗜 Nivoaka androany ny andiany faha-16 tamin’ireo mpampivelona nanaraka fiofanana mahakasina ny « échographie communautaire, module obstétricale ». Mahatratara 26 ny isan’izy ireo, ary niofana nandritra ny iray volana. Nizara roa...