Ady amin’ny aretina Tazomoka

Ady amin’ny aretina Tazomoka

Ny TAZOMOKA dia vosokajy ho anisan’ireo aretina mety hiteraka valan’aretina(Maladie à potentiel épidemiques). Nandritra ity taona 2020, dia tsikaritra fa niakatra ny tahan’ireo olona voan’ity aretina ity. Tsy nitazam-potsiny ny Fanjakana niaraka tamin’ireo...
AKON’NY FANANGANAN-TSAINA 07 / 09 / 2020

AKON’NY FANANGANAN-TSAINA 07 / 09 / 2020

Toy ny mahazatra isakin’ny Alatsinainy maraina amin’ny 08 ora katroka, dia misy ny fananganantsaina izay tarihan’Andriamatoa Minisitry ny Fahalamambahoaka, eo amin’ny tokotanin’ny Ministera Ambohidahy. Tao anatin’izay dia nisy ny jery todika ny asa vita ny herinandro...
Famatsiana vaksiny fanao andavan’andro

Famatsiana vaksiny fanao andavan’andro

Mitohy ary tsy tapaka ny famatsiana vaksiny fanao andavanandro sy ireo fitaovana rehetra hahafahana manatsara hatrany ny tolotra fanaovam-baksiny eny amin’ny Tobimpahasalamana rehetra. Ireto misy sary vitsivitsy maneho ny famatsiana vaksiny any amin’ny...