par | 10 Déc 2021 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
𝗢𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼 ,𝟭𝟬 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭I Mihazakazaka manaraka ny fivoaran’ny fandrosoana ny tontolon’ny fitsaboana sy ny fikarohana ara-tsiansa sy eto amintsika. Mpikaroka Malagasy maro no mifanome tanana manatanteraka izany, izay ahitana ny avy amin’ny Ministeran’ny...
par | 2 Déc 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
14 km miala ny Kaomina Ambanivohitra Sabotsy Anjiro ao amin’ny distrikan’ i Moramanga no misy ny Fokontany Ambohimandroso, toerana nananganana ny CSB II Manarapenitra Ambohimandroso. Mizotra tsara ny fanorenana, tombanana ho 80% ny fahavitan’ny asa. Nidina ifotony...
par | 9 Oct 2021 | Projets constructions
𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐎𝐋𝐎𝐊𝐎𝐋𝐎 𝐍𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐎𝐀 Ankoatra ny asa fananganana dia anisan’ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa ny Fanavaozana sy Fikolokoloana ary fampitaovana...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 18 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations, Projets constructions
« Zo-ny vahoaka ny hisitraka fahasalamana ara-kalitao ary izay no isan’ny antony nanaovana izao ezaka izao mba hanarapenitra ny tolotra ara-pahasalamana omena azy ireo… manentana antsika mpiasan’ny fahasalamana rehetra ary isika Vahoaka hahay hanaja ny...
par | 1 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
VAOVAO DRSP DIANA Mendrika foto-drafitrasa tsara sy vaovao ny vahoaka Malagasy, isan’ireo laharam-pahamehan’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka izany ankehitriny. Araka izany, notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny tranobe vaovao ao...
par | 26 Juil 2021 | Actualités, Evènements, Projets constructions
FIARAHA-MIASA AMIN’NY SEHATRA TSY MIANKINA – FARITRA ANOSY Notokanana androany 26 jolay 2021 ny trano vaovaon’ny « OSIET » ao Fort-Dauphin. Nitokana izany tany an-toerana Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean...