
𝐂𝐓𝐂-𝟏𝟗 𝐕𝐈𝐋𝐋𝐀𝐆𝐄 𝐕𝐎𝐀𝐑𝐀 : 𝐍𝐎𝐕𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐅𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐃𝐈𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀
Singa manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fahazoana ny fahasalamana tomombana sy ara-kalitao ny fahadiovana. Nisy araka izany io maraina io ny fampitaovana hoentina manadio ny toerana eny amin’ny CTC-19 Village Voara izay vokatry ny fiaraha miasa teo amin’ny...

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗢𝗦𝗬
Misokatra hatrany amin'ny fiaraha-miasa ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin'ny fanatanterahana ny velirano fahadimy sy ny fiarovana ny vahoaka manoloana ny valanaretina COVID 19. Nanolotra "Genexpert 4 modules" miaraka amin'ny kojakoja ilaina miaraka aminy...

« 𝗖𝗟𝗜𝗡𝗜𝗤𝗨𝗘 𝗠𝗢𝗕𝗜𝗟𝗘 » 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗠𝗜𝗧𝗘𝗧𝗬 𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗢𝗕𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔
𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 - "𝗖𝗟𝗜𝗡𝗜𝗤𝗨𝗘 𝗠𝗢𝗕𝗜𝗟𝗘" 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗠𝗜𝗧𝗘𝗧𝗬 𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗢𝗕𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔 Ankasitrahana feno ny ASSOCIATION FITIA sy ny " Direction des Affaires Sociales et Politiques de la Présidence - DASP" ary ny Mpiaramiombonantoka izay ahitana ny...

FANDRAISANA AN-TANANA NY FAHASALAMAN’NY TRABOINA AO AMIN’NY DISTRIKAN’I MORAMANGA
Fahasalamana Manakaiky Vahoaka Tonga nijery ny zava-misy iainan’ny vahoaka traboina tao amin’ny Distrikan’i Moramanga, faritra Alaotra Mangoro, ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA omaly, nandritra ny fidinany tany an-toerana, notronin’ireo tomponandraikitra samihafa...

𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡' 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗟𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔𝗡𝗬 Mitombo isa ireo toerana natokana handraisana ireo traboina ary miezaka mametraka ny lamina rehetra ahafahana mandray an-tanana ny fahasalaman'izy ireo ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran'ny...

𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟰 𝗷𝗮𝗻𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 I Tontosa androany tolakandro teto amin’ny efitrano fivorian’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny famindram-pitantanana teo amin’ny Sekretera Jeneraly teo aloha, Dr RAKOTONANDRASANA Adolphe sy ny Sekretera Jeneraly vaovao, Dr...

PHARMACIE DE GARDE : Semaine du 22 au 29 Janvier 2022
#Pharmacie_de_garde | Semaine du 22 au 29 Janvier 2022 #Antananarivo (Tanà) -Pharmacie la PROVIDENCE Andohan'Analakely (près ex cinema Rex) 020 26 407 27/034 52 002 90/ 033 13 481 42 -Pharmacie RALISON Antanimena 034 44 429 51 -Pharmacie RASOLONJATOVO Anosy en face...

Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manameloka tanteraka ny herisetra amin’ny endriny rehetra, atao amin’ny Mpiasan’ny fahasalamana
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 🔴Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manameloka tanteraka ny herisetra amin’ny endriny rehetra, atao amin’ny Mpiasan’ny fahasalamana, na aiza na aiza misy azy. 🔴Mitsabo sy mamonjy ny ain’ny mpiara-belona ny mpiasan’ny Fahasalamana, antsoina andro dia...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.