
ADY AMIN’NY TAZOMOKA: FIZARANA FAOBE LAY MISY ODIMOKA MAHARITRA
Tanjon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny araka ny Velirano fahadimy ny hanome “fahasalamana ho an’ny rehetra ary tsy anavahana sokajin-taona”. Anisan’ireo paikady entina manatanteraka izany ny fizarana faobe lay misy odimoka maharitra toy izao, ary ny hananan’ ny...

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 22 AOGOSITRA 2021
⭕️Isan’ny nanaovana fitiliana: 219 ⚠️Tranga vaovao: 02 02 Matsiatra Ambony ✅Sitrana: 02 ⚠️Tranga misy fahasarotana: 08 ⚠️Namoy ny ainy: 01 01 Atsinanana ——————————— Selon le bilan épidémiologique de Covid-19 à Madagascar de ce 23 Août 2021, 2 nouveaux cas ont été...

FANATSARANA NY KALITAON’NY TOLOTRA SY NY FANDRAISANA ENY ANIVON’NY TOBIM-PAHASALAMANA MIANKINA AMIN’NY FANJAKANA
Nidina tampoka teny anivon'ny hopitalim-panjakana CHUJRB Befelatanana, Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY androany maraina. Nandeha teny amin'ny CSB 2 Ambohipo ihany koa ny tenany tamin'ny atoandro. Anton'izany ny...

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 19 AOGOSITRA 2021
⭕Isan'ny nanaovana fitiliana: 779 ⚠️Tranga vaovao: 02 01 Analamanga 01 Atsinanana ✔️Sitrana: 02 ⚠️Tranga misy fahasarotana: 16 ——————- D'après le bilan journalier sur l'évolution de la pandémie de covid-19 en date d'hier, rapporté ce vendredi 20 août 2021, aucun...

ADY AMIN’NY COVID-19 : SIDINA FAMPODIANA IREO TERATANY MALAGASY ANY IVELANY (VOL DE RAPATRIEMENT)
Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Ivato - Zoma 20 Aogositra 2021 Araka ny efa nambaran’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA dia nigadona io maraina io teny amin’ny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Ivato, ny Zotram-piaramanidina nitondra ireo...

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 17 AOGOSITRA 2021
Isan’ny nanaovana fitiliana: 525 Tranga vaovao: 04 1 Alaotra Mangoro 1 Atsimo andrefana 2 Analamanga SITRANA: 02 Tranga misy fahasarotana: 17

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐑𝐎𝐀 (𝟐𝐞̀ 𝐃𝐎𝐒𝐄) 𝐕𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐒𝐇𝐈𝐄𝐋𝐃/𝐀𝐒𝐓𝐑𝐀𝐙𝐄𝐍𝐄𝐂𝐀
Mizotra tsara ny fanaovam-baksiny andiany faharoa izay tanterahina manomboka androany etsy amin'ny Vaccinodrome CHUJRA Ampefiloha. Marihana fa ireo olona izay nisitraka ny fanaovam-baksiny covishield andiany voalohany ny andron'ny faha 10 may 2021 ka hatramin'ny faha...

FIFAMINDRAM-PAHEFANA TETO ANIVON’NY MINISTERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA
Ambohidahy - 16 Aogositra 2021 Tontosa androany teto amin’ny foiben’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Ministra teo aloha, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, sy ny Ministra vaovao, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo. Tanaty...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.