par Vonjy RANDRIANATOANINA | 11 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Mitohy ny ady amin’ny kolikoly eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, araka ny toromarika avy amin’ Andriamatoa Minisitra, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis. Voahosotra ho laharana faharoa amin’izay ady amin’ny kolikoly...
par | 7 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Rehefa avy nandalo tao amin’ny Faritra Androy dia nitohy eto Amboasary Faritra Anosy ny fivoriana fandrindrana asa izay nataon’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta tarihin’ny Andriamatoa Praiminisitra, izay ahitana ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,ny Minisitry...
par | 7 Déc 2020 | Nos réalisations
Vokatry ny fiaraha-miasa akaiky eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Ministeran’ny Angovo sy akoranafo, dia novatsiana « panneaux solaires » ny CHRD Moramanga. Izany dia ho fanatsaràna hatrany ny Fahasalamam-bahoaka araka ny velirano...
par | 4 Déc 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Taorinan’ny CHU Ambohimiandra, CHUMET Tsaralalana, CHUJR Befelatànana, CHU Tanambao Tuléar, dia notokanana tamin’ny fomba ofisialy androany Zoma 4 desambra 2020 ny toerana « Sakaizan’ny vaksiny » eo anivon’ny hopitaly Joseph Ravohangy...
par | 4 Déc 2020 | Evènements, Nos réalisations
Nanatanteraka atrikasa ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka mahakasika ny fanatsarana ny rafitra fanangonana vaovao manodidina ny tahirin’entana voaray sy mivoaka ary nampiasaina toy ny fanafody sy fitaovana avy amin’ireo « Pharmacie Grossiste de Districts » na...
par | 2 Déc 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Centre Hospitalier de Référence Régionale (CHRR) Anosy no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana fametrahana fenitra arak’asa (mise en place de standard de service) izay nokarakarain’ny Bianco tany amin’ny faritra Anosy teo amin’ny...